|
|
|
|

Teny iditra1  tafondro maro vava
Singan-teny  2 tafondro, 3 maro, 4 vava
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 tafondro mahavoaka bala maromaro sy ankisesy ao anatin' ny fotoana fohy. [1.1]
Ohatra  7  tafondro marovava indray koa no namelezana ireo. [2.472]
Voambolana  8  Miaramila

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12